Anosimasina Itaosy – Trano efatra no vaky tao anatin’ny alina iray Read more

Anosimasina Itaosy – Trano efatra no vaky tao anatin’ny alina iray

Manjaka tokana ny mampaky trano eny amin’ny faritra Anosimasina sy Ambohikely Itaosy. Raha ny marina kokoa dia manodidina ny Horizon eny Antanikatsaka iny tato ho ato. Efa nanomboka tamin’ny fiantombohan’ny taona dia mitety trano ireo jiolahy mpamaky trano ary mitondra basy mihitsy izy ireo mampihorohoro ny mponina eny amin’ireo faritra roa voalaza ireo. Vao tamin’ny […]

Tangalamena ao Mahanoro – Niarahaba azy ireo nahatratra ny  taona ny Ben’ny tanàn’i Toamasina Read more

Tangalamena ao Mahanoro – Niarahaba azy ireo nahatratra ny taona ny Ben’ny tanàn’i Toamasina

Tontosa ny sabotsy 14 janoary lasa teo ny fifampiarahabana nahatratra ny taona nataon’ny Ben’ny tanànan’i Toamasina mivady sy ireo Tangalamena tao antampon-tanànan’i Mahanoro, tanàna niavin’ny Ben’ny tanàna Elyse Ratsiraka. Fifampiarahabana, firariantsoa, fifampitsofandrano no natao. Nisy koa ny fifampizarana nofon-kena mitam-pihavanana. Natao izao hoy ity olom-panjakana ity mba ho fanomezam-boninahitra ireo raiamandreny nipoirana. Ny Tangalamena izay […]

Marovoay – Jiro sy rano tapaka, mandrahona hitokona ny mponina Read more

Marovoay – Jiro sy rano tapaka, mandrahona hitokona ny mponina

Tsy eto Antananarivo irery no mijaly amin’ny jiro sy rano fa saika manerana ny Nosy. Eo aloha ny tsy fiavian’ny orana ka ritra ireo renirano lehibe amokarana herinaratra. Eo koa ny olana eo anivon’ny jiro sy rano efa misy hatramin’izay, izay tsy ahitan’ny fitondram-panjakana vahaolana. Misedra izany indrindra ny mponina any Marovoay ankehitriny ka mikasa […]

Fiavian’ny orana any Toliara II – Olona zato mahery no traboina Read more

Fiavian’ny orana any Toliara II – Olona zato mahery no traboina

Iria-mahory tokoa ity rano any atsimo. Efa tamin’ny volana desambra no nanomboka avy matetitetika ny orana, vonto ny tany, faly ny mponina fa afaka mamboly ary tsy mijaly amin’ny fantsakana rano. Saingy tato anatin’ny dimy andro izay dia avy tsy nijanona ary tena nikija ny orana tany Ankilimaliniky, Milagnaka, Tsianisiha, Milenake any amin’ny Distrikan’i Toliara […]

Ambolomadinika – Nampandohalihana ora maro ilay mpisoloky tratra Read more

Ambolomadinika – Nampandohalihana ora maro ilay mpisoloky tratra

Na eto an-drenivohitra na any amin’ny faritra dia tsy afa-bela amin’ny olon-dratsy isan-karazany mihitsy ny vahoaka. Noho ny hasarotry ny fiainana manko dia nanjary nizotra tany amin’ny lalana tsy izy avokoa ny ankamaroan’ny olona, indrindra fa ireo tsy an’asa ka lasa mampiasa ireo fomba tsy ara-dalàna hitadiavana vola. Anisan’ny toerana malaza amin’ny tsy fandriam-pahalemana ary […]